| Teny iditra | safoina (safo) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Enti-milaza ny zavatra ampandalovana moramora ny tanana:
Safoiny ny saokany isaky ny hiteny izy Orina: Nosafoiny tamin' ny menaka ilay tongotro narary dia sitrana Jerena ny fandehany na ny toetrany: Nosafoin' ny polisy ny tokotaninay aninaraina [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|