| Teny iditra | safo morona | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | safo, morona | |
| Enti-milaza fahafenoana mifamatra tsara amin' ny molotry ny famarana [1.1] | ||
| Ohatra | Tsy safomorona atahorana tondra-drano Ikopa tamin' izay
[2.470] | |
| Tovy hevitra | safo makirana | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01 |
|