|
|
|
|

Teny iditra safotsafotra (safotra)
Sokajin-teny mpamaritra
 [duplicatif fréquentatif] [1.3]
Ohatra manonofy andro mifono ka mivantotr'omby minono, ditsohin-kariva mandrivodrivotra ka tonga zary mihovotrovotra mohamohaka manimanina, safotsafotra fanimpanina! [1.260]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20