|
|
|
|

Teny iditra saingy
Sokajin-teny anarana
 Voninahitra, rehareha; fanajana tena, fiheverana ny fahambonian' ny tena. [1.1]
Sampanteny 

Teny iditra saingy
Sokajin-teny mpampitohy [Fitanisana]
 Fa: Nanitsy azy ny vato, saingy niondrika izy ka tsy voa
Mitovy hevitra: faingy ~ kango ~ kanjo ~ nefa ~ sangy [1.1]
 Except that, however [1.7]
 Sauf que, cependant [1.8]
Mpanahaka  fa ~ kanjo ~ nefa

Nohavaozina tamin' ny 2012/08/28