Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
sakaina
(
sa
ka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
(orana, na foza) Alaina, halorina ao anaty lavany; (lehilahy) raisina amin' ny ankasarotany eo am-piadiana
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
sakaina
, sakaiko, sakainao, sakainy, sakaintsika, sakainay, sakainareo, sakain', sakain-, sakaim-, sakai-
Ny lasa :
nosakaina, nosakaiko, nosakainao, nosakainy, nosakaintsika, nosakainay, nosakainareo, nosakain', nosakain-, nosakaim-, nosakai-
Ny hoavy :
hosakaina, hosakaiko, hosakainao, hosakainy, hosakaintsika, hosakainay, hosakainareo, hosakain', hosakain-, hosakaim-, hosakai-
Filaza mandidy :
sakao
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20