|
|
|
|

Teny iditra sakany
Sokajin-teny endritenin' ny hoe sakana
 Habe mifanohitra amin' ny lavany: Ohatrinona no haben' ity efitrano ity? Fito metatra ny lavany ary dimy metatra ny sakany
Habe salasalany, antonintoniny [1.1]
 The width [1.7]
 Largeur [1.8]
Voambolana 
Ohatra Efa tonta ihany ilay varavarana ka takela-kazo sahabo ho iray zehy sakany sy roa halavany no azo nakisaka hijereny ny ati-trano. [2.470]

Teny iditra sakany
Sokajin-teny anarana
 Lehibe, vantotra, tsy mbola tena lehibe nefa tsy kely intsony koa: Sakan-jaza, sakan' ombivavy
Salasalany, atriatry: Sakan-karona. [1.1]
  [Betsileo] Vantotr' ombivavy afa-miteraka [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra vatony ~ andranarivavy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/22