| Teny iditra | sakasaka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Bara, Taisaka, Tanosy] Lohasaha [1.78] | ||
| [Bara] Sakelidrano, lemaka anelanelanny havoana roa [1.78] | ||
| [Mahafaly] Renirano madinika, lakandrano [1.78] | ||
| [Tanosy] Dilana, hadilanana [1.78] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2022/09/18 |
|