|
|
|
|

Teny iditra sakobony (sakobona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana sakobonina [Fitanisana]
Ohatra Sakobony tsara ny marary eo am-pitondrana azy ho ao anaty fiara sao voan' ny rivotra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17