| Teny iditra | salamanga | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Anarana nilazan' ny olona ny voan' ny aretina ramanenjana izay nampandihizina mba ho sitrana [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Teny iditra | salamanga | |
| Sokajin-teny | tenim-piontanana | |
| [Tambahoaka] Fifaliam-be, arahaba; tonga soa aman-tsara! [1.78] | ||
| Teny iditra | salamanga | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Bara, Betsileo, Sakalava] Nom donné aux « possédés » (possession le plus souvent provoquée par l'administration de breuvages stupéfiants. Leur délire est censé révéler la volonté des puissances surnaturelles. La cérémonie très compliquée au cours de laquelle ils sont censés habités par un esprit s'appelle tromba. [1.196] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2020/10/12 |
|