|
|
|
|

Teny iditra salohy
Sokajin-teny anarana
 Tendrony ambony amin' ny zavamaniry sasantsasany toy ny vary, izay iraiketan' ny voa mirindrarindra amin' ny taho: Mahafinaritra amin' ny fetin' ny santabary ny mahita ankizy kely milanja salohim-bary lehibe aoka izany. [1.1]
 A head of rice; a cluster of grapes [1.7]
 épi, grappe [1.3]
 épis de riz; grappe de raisins [1.8]
 (toute l'île). Nom des inflorescences ramifiées : grappes, panicules, corymbes. On donne aussi le même nom aux infrutescences qui en dérivent. Exemples : salohim-bary : panicule du riz ; salohim-boaloboka : (de voaloboka) : grappe de raisin. [1.196]
Voambolana 
Ohatra 
1Ao ny siokan’ny salohy navesa-boa [2.576]
2Salohy milofika tsara lamina toy izany no avy hatrany hitan' izy mpamangy tonga [2.472]

Teny iditra salohy
Sokajin-teny anarana
  [Betsimisaraka] Lefona [1.1]

Teny iditra Salohy
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky)
Mpanoratra Ratsifandrihamanana Clarisse
Mpanonta printy 
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29