|
|
|
|

Teny iditra sambobelona
Sokajin-teny anarana
Singan-teny sambotra, olona
 Ilazana ireo olona voababo an' ady, olona azo babo tany an' ady [1.1]
 Prisonnier de guerre [1.3]
Ohatra Teo no rava ny tafiky Ramanantsoa, teo izy tenany no azo sambo-belona [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/08