|
|
|
|

Teny iditra samonina
Sokajin-teny anarana
 Monomonona na ngonongonona noho ny hasosorana na hatezerana
Ny firimorimon' ny fihodinan' ny milina
Ny feo heno amin' ny fanidinan' ny tantely. [Voambolana: ] [1.1]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2009/10/10