| Teny iditra | sandana (sanda) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Enti-milaza ny zavatra anomezana sanda amin' ny fifanakalozana: Zavatra mitovy vidy ireo ifanakalozanareo ireo, ka raha sandanao ny anao, maty antoka ianao [1.1] | |||||||||
| Asiana sanda na fanampiny mba hahafeno azy [2.285] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|