|
|
|
|

Teny iditra sangisangy (sangy)
Sokajin-teny anarana
 Tsilalao na kivazivazy atao amin' ny teny na amin' ny fihetsika ho mariky ny fisarihana amin' ny olona mifankazatra amin' ny tena
Kihaihay, kiniania [1.1]
 Play, sport [1.7]
 Jeu, plaisanterie; sport [1.8]
 Badinage, plaisanterie, amusement [1.5]
Tovy hevitra hadrohadro ~ hanihany ~ sangy ~ vazivazy

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/16