|
|
|
|

Teny iditra sangongo
Sokajin-teny anarana
  [Bezanozano] Trafo amin'olona [1.78]
  [Sihanaka] Trafo [1.78]
 Fitangoronana maro be (toy ny zanak' akoho na ny ankizy manodidina an-dreniny, na ny andiantantely), vangongo
Antontan-javatra
Ireo kitro fahita amin' ny soroky ny mpilanja filanjana [1.1]
 Réunion d’un grand nombre, comme des poussins, des enfants auprès de leur mère, groupe de fourmis, essaim d'abeilles, monceau d’objets, durillon qui se iorme sur les épaules des porteurs. [1.3]
Ohatra Ny Sangongo dia trafo eo amin' ny olona iray, ahalalana azy fa tsanganan-javatra ka hanajana azy. [2.245]
Tovy hevitra tangongo ~ vangongo

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/19