|
|
|
|

Teny iditra saotra
Sokajin-teny anarana
 Fankasitrahana noho ny soa nataon' ny hafa tamin' ny tena
Fisarahana amin' ny vady ara-dalàna [1.1]
  [Betsileo] Fivavahana amin' ny Razana [1.1]
 Thanks, thanksgiving; gratitude [1.7]
 Remerciement, reconnaissance [1.8]
Ohatra Ary hoy Aly manohy ny teniny voatapaky ny saotra natao azy: [2.470]
Sampanteny 

Teny iditra saotra
Sokajin-teny anarana
  [Sihanaka] Talenta ratsy [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/25