| Teny iditra | sarety | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| Kalesy tarihin' ny olona (saretintanana) na tarihin' ny omby miditra anaty jioga: Ariary zato ny zezika iray sarety. [1.1] | |||||||
| A bullock-cart [1.7] | |||||||
| Charrette [1.8] | |||||||
| Voambolana | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Ny fihaviany | Fanazavàna teny frantsay: charrette. | ||||||
| Teny nalaina | Soratra misy io teny io | ||||||
| Sary |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|