| Teny iditra | saribakoly | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Singan-teny | sary, bakoly | ||||
| [Taifasy] saripapety [1.78] | |||||
| Sariolona izay matetika vita amin' ny bakoly, ka ataon' ny ankizivavy kely kilalao kizanajanaka [1.1] | |||||
| A doll [1.7] | |||||
| Poupée [1.8] | |||||
| Voambolana | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/12/22 |
|