|
|
|
|

Teny iditra sarotra entina
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny sarotra, entina
 Enti-milaza ireo olona sarotiny amin' ny fikarakarana atao aminy, fa manome tsiny foana izy amin' izay atao aminy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16