|
|
|
|

Teny iditra sasaho (sasaka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana sasahina [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]
Ohatra 
1Sasaho ity vary ity hanomezantsika an-dry Ikoto atsy avaratra fa tsy nahazo vary, hono, izy [1.1]
2Sasaho tsara ity kisoa ity [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17