|
|
|
|

Teny iditra satroka penjy
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny satroka, penjy
Ohatra Pataloha roa aman' olona sy satroka penjy iray avy koa, no nomeny azy mirahalahy sy azy mianadahy avy. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24