| Teny iditra | savily (vily) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Vy ahazoan' ny varavarana na ny saron-javatra, toy ny vata, misokatra sy mikatona Vy miady Fikivilivilian-javatra mivezimbezina Famelezana ankolaka [1.1] | |||||
| A hinge; the act of swinging on a hinge [1.7] | |||||
| Charnière, gond; action de se balancer comme sur une charnière [1.8] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Sampanteny |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|