|
|
|
|

Teny iditra si
Sokajin-teny anarana (eva)
 (na Ti amin' ny solfa) Ny feo fahafito amin' ireo ambaratongam-peo valo amin' ny gama, izany hoe izy no farany, alohan' ny do ambony [1.1]
Voambolana 
Mpanahaka  do ~ re ~ mi ~ fa ~ sol ~ la
Sary 

Teny iditra Si
Sokajin-teny anarana (eva)
 Singa mivaingana, faha-14 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
 Silicon. [3.1]
 Silicium. [3.1]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/07