|
|
|
|

Teny iditra simba
Sokajin-teny mpamaritra
 Misy nahavoazana ka nanjary ratsy: Simba lahy ny tarehiny noho io ratra io !
Levona: Simban' ny havandra ny volin-dry zareo
Lo: Efa simba ireto paiso ireto fa ario [1.1]
 Spoiled [1.7]
 Endommagé [1.3, 1.5]
 Abimé [1.3, 1.8, 1.5]
 Avarié [1.13, 1.5]
 Gâté [1.3, 1.5]
 Détérioré, sali, altéré, qui a subi une perte, un tort, dégradé, défiguré [1.3]
Ohatra 
1Betsaka angaha ny zavatrao simba? [2.472]
2Nosoloana fanitso ny tafo tani-manga efa simba. [2.356]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : simba, simban'
Ny lasa : simba, simban'
Ny hoavy : ho simba, ho simban'

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/16