| Teny iditra | sinetry (setry) | |
| Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | |
| Voasetry, setrena; valiana: Tsy natahotra velively izy fa nosinetrany daholo ny teny nataon' ny mpitory azy [1.1] | ||
| (excédent) qu’on a compensé ; à qui ou à quoi on a répliqué, on s’est opposé [1.3] | ||
| Tovy hevitra | voasetry | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|