| Teny iditra | singory | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Vona mivaha moramora raha vao voasintona ny laniny [1.1] | ||
| Noeud coulant [1.3] | ||
| Tsipelina hafa | songory ~ songoro | |
| Teny iditra | singory | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Bride [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Tovy hevitra | singorin-damboridy | |
| Teny iditra | singory (singotra) | |
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana singorana | |
| Ohatra | Singory io vorona manidintsidina io fa ho voa rehefa ela ny ela
[1.1] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17 |
|