| Teny iditra | sinintona (sintona) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
| Voasintona, sintonina, tarihina: Sininton' ny herin' ny tany ny zavatra ka tsy maintsy mianjera [1.1] | |||||||
| Qu’on a tiré, tiraillé, attiré [1.3] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | voasintona | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|