| Teny iditra | sinoroka (soroka) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
| Voasoroka, sorohana, diovina amin' ny angady: Hanaovan-trano angaha io tany nosinoroka io [1.1] | |||||||
| Raclé, égalisé, nettoyé avec une bêche [1.3] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | voasoroka | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2021/02/27 |
|