| Teny iditra | sinovoka (sovoka) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
| Voasovoka, sovohana, idirana tampoka moramora na mangina: Nosinovoky ny fahavalo ny tafika ka nahafatesana betsaka [1.1] | |||||||
| Qu’on a attaqué à l’improviste [1.3] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | voasovoka | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|