| Teny iditra | sintonina (sintona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Tarihina hankany amin' ny tena:
Sintony ny vatasarihana Sarihana: Aza mbola sintonina ny harato Roritina: Sintony mafy ny tady ho henjana Tarihina amin' ny zorony, amin' ny laniny iray, vivitina: Sintony ny sofin' io zaza io fa mandainga Avadika ho ratsy, hararaotina mba hanorisorenana olona, vivitina: Aza sintontsintonina tahaka izany ny teniko [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|