Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
si
ny
Sokajin-teny
anarana
Fitaovana fakana rano any am-pantsakana:
Miloloha siny ~ Rano intelon' ny siny
[
1.1
]
Cruche pour aller chercher de l'eau à la fontaine
[
1.3
]
Ohatra
1
Raha fitia tsy eran'ny kibo
ka rano tsy mahafeno
siny
very sasaka am-pitondrana
[
2.131
]
2
Ireny tokoa no toa fandoto iray tandroka tsy mahaleo ny fandio iray
siny
, araka ny fanoharana.
[
2.470
]
Haiendriteny
Tsotra :
siny
, siniko, sininao, sininy, sinintsika, sininay, sininareo, sinin', sinin-, sinim-
Tovonana :
-tsiny, -tsiniko, -tsininao, -tsininy, -tsinintsika, -tsininay, -tsininareo, -tsinin', -tsinin-, -tsinim-
Nohavaozina tamin' ny 2015/03/09