| Teny iditra | sirahazo | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | sira, hazo | |
| Sel tiré du bois; potasse [1.3] | ||
| Sel de bois [1.196] | ||
| Ohatra | Toa nampijaliny tamin' ny sakafo sady nomeny sirahazo sy toaka, hono, no nakafaty azy tany.
[1.437] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/18 |
|