| Teny iditra | sirao | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Ranon-javatra mamy dia mamy [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Ny fihaviany | Fanazavàna teny frantsay: sirop. | |
| Teny iditra | sirao (sira) | |
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana siraina | |
| Ohatra | Sirao dieny izao ny laoka fa sao hadino
[1.1] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17 |
|