| Teny iditra | soavaly | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Biby lehibe tsara bika ampiasaina hatao fitaingina na mpitarika kalesy [1.1] | ||
| A horse [1.7] | ||
| Cheval [1.54, 1.8] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | Nanaiky azy fatratra ilay soavaly tokana atahorany isan' andro vaky.
[2.470] | |
| Sampanteny |
| |
| Ny fihaviany | Fanazavàna teny frantsay: cheval. | |
| Teny nalaina | Soratra misy io teny io | |
| Lahatsoratra | Randzavola: soavaly ao amin' ny Baiboly | |
| Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30 |
|