| Teny iditra | sodihina (sodika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Alana, saratsarahina:
Sodihina ny hoza-dravin' ny rofia Alana, esorina: Sodiho tsara ny vato amin' ny vary Esorina, (menaka, herotra... mitsinkafona): Sodihiny ny hero-dronono vao omeny ny zandriny ny ronono Alaina, faohina, rehefa avy nihaodihaodiana, nihodinkodinana; angalarina rehefa avy nojerijerena taratra: Hitako nosidihin' ny papango ireto akohokely ireto. / Nosidihin' ny olona roa lahy iny ny ondry niraotra terỳ avaratanàna Dihizina atao misonenika tsara [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|