|
|
|
|

Teny iditra sodina
Sokajin-teny anarana
 Karazan-javamaneno tsofina, vita amin' ny volotsangana lavalava marotsaka, misy loadoaka; ireo loadoaka ireo no ivoahan' ny rivotra ka manome feo samihafa rehefa ampifandimbiasina tsindriana amin' ny tendron-drantsantanana
Maro ny anarana iantsoana ny sodina eto amin' ny Nosy: soly, sody, kitsody, antsody, kiatsody, antsodina, sobaba [1.1]
 A flute [1.7]
 Flûte [1.8]
Voambolana 
Ohatra Ny fidobodoboky ny amponga sy feon-tsodina no manampy izany any ivelany. [2.470]
Lahatsoratra 

Teny iditra sodina
Sokajin-teny anarana
  [Betsileo, Merina, Tanala] Nom donné aux arbres et arbustes dont les rameaux se prêtent bien à faire des sortes de flûte champêtre ou pipeau. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28