| Teny iditra | sodoka | ||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||
| Voafitaka noho ny toe-javatra miseho ho toy izao na toy izao, noho ny fisehoana ivelany, noho ny resaka tsara lahatra ka nandiso fanantenana: Sodokan' ny fampanantenan' ny namany izy ka tsy namototra firy [1.3] | |||
| Induit en erreur, trompé par de fausses apparences, par de fausses suppositions, par de vaines espérances [1.1] | |||
| Ohatra | Efa nandeha an-jamba aho satria tsy nisaina fa sodoka.
[2.643] | ||
| Haiendriteny |
| ||
| Sampanteny |
| ||
| Nohavaozina tamin' ny 2019/08/17 |
|