Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
solana
(
so
la
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Atao mangadihady tsy misy volo:
Solana ny lohan' ny relijiozy lahy sasantsasany
Esorina ny tendrony
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
solana
, solako, solanao, solany, solantsika, solanay, solanareo, solan', solan-, solam-, sola-
Ny lasa :
nosolana, nosolako, nosolanao, nosolany, nosolantsika, nosolanay, nosolanareo, nosolan', nosolan-, nosolam-, nosola-
Ny hoavy :
hosolana, hosolako, hosolanao, hosolany, hosolantsika, hosolanay, hosolanareo, hosolan', hosolan-, hosolam-, hosola-
Filaza mandidy :
solao
,
solay
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20