|
|
|
|

Teny iditra solia
Sokajin-teny anarana
 [frantsay soulier] Kiraro fanao an-trano ka tsy misarona ny aoriana fa ny lohany ihany no feno [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra solie
Ny fihaviany Fanazavàna teny frantsay: soulier.

Nohavaozina tamin' ny 2009/04/28