| Teny iditra | solika | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Bezanozano] Menaka [1.78] | ||
| Menaka avy amin' ny tongotr' omby Entina milaza ny fandihin' ny tandrimo na sangodina izay mijoro tsara tsy mihetsika eo ampandihizana Kolikoly enti-mamitaka [1.1] | ||
| Oil [1.7] | ||
| Huile [1.8] | ||
| Ohatra | Notsofina ilay jiro solika ka haizina iray ihany no itambaran' ny ety ivelany sy ny aty trano.
[2.470] | |
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2012/09/27 |
|