Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
so
lo
ana
(
so
lo
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Ovana hafa:
Soloy ity penina ity fa mandrangotra
[
1.1
]
To be replaced
[
1.7
]
Qu'on remplace
[
1.3
,
1.8
]
Ohatra
1
Nefa azo
soloana
izy ireo.
[
2.270
]
2
Ny amin' ny kamboty, angaha, azo
soloana
.
[
2.270
]
3
Tsotra daholo moa ny olona, ka
soloana
hira hafa ilay voatonona teo.
[
2.356
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
soloana
, soloako, soloanao, soloany, soloantsika, soloanay, soloanareo, soloan', soloan-, soloam-, soloa-
Ny lasa :
nosoloana, nosoloako, nosoloanao, nosoloany, nosoloantsika, nosoloanay, nosoloanareo, nosoloan', nosoloan-, nosoloam-, nosoloa-
Ny hoavy :
hosoloana, hosoloako, hosoloanao, hosoloany, hosoloantsika, hosoloanay, hosoloanareo, hosoloan', hosoloan-, hosoloam-, hosoloa-
Filaza mandidy :
soloy
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20