|
|
|
|

Teny iditra soloky
Sokajin-teny anarana
 Lainga atao mba hametsena na hangalarana; fitaka; fanambakana: Sotoky no ampiasainy mba hahazoany ny tanimbariko
Fanaovana zavatra tsy tena izy fa hafa; hala-danja na hosoka: Novany ny tarehi-marika tamin' ilay taratasim-bola, nefa ny ampitso ihany dia tratra ny soloky nataony. [1.1]
 Extortion, fraud [1.7]
 Chantage, fraude [1.8]
Ohatra Halatra sy soloky tsotra izao no nataony ary vola bebe ihany no lasany. [2.470]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2013/06/13