|
|
|
|

Teny iditra somaingisaingy (saingisaingy)
Sokajin-teny mpamaritra
 Menamenatra, matahotahotra, miroahana; sanganehana tsy mahita izay hatao: Somaingisaingy teo Ibolita nahita ny namany rehetra afaka tamin' ny fanadinana
Mitovy hevitra: haingihaingy ~ hangihangy [1.1]
 Timide, embarassé, qui est en suspens, entre deux [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2014/11/01