|
|
|
|

Teny iditra sombina
Sokajin-teny anarana
 Ilany kely bitika: Omeo sombiny kely amin' iny mofo iny ity zaza ity fa mahasosotra loatra ny fitomaniany [1.1]
 Une parcelle, un fragment, une miette [1.3]
Ohatra Nalainay tao amin' ny Hatolotra an' iza ny Nosintsika nosoratan-dRavalison Edmond ity sombina tantara filalao ity. [2.285]
Sampanteny 

Teny iditra sombina
Sokajin-teny mpamaritra
 Nobangaina, nakana silany, nahasimahana: Mofo efa sombina io ka tsy tiako [1.1]
 ébréché, dont on a enlevé un morceau [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02