| Teny iditra | somizo | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| Enti-milaza lamba natao tamin' ny kofehy landihazo tahaka ny soga ihany, saingy madinika tsara tenona kokoa [1.1] | |||||||
| Calicot [1.3] | |||||||
| Voambolana | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Ny fihaviany | Fanazavàna teny frantsay: chemise. | ||||||
| Tsipelina hafa | somizy | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2021/10/13 |
|