|
|
|
|

Teny iditra somotro > somotra
Sokajin-teny anarana
 Volo maniry eo amin' ny saoka: Lehilahy lava somotra [1.1]
 La barbe du menton [1.3]
 Barbe de l'homme
Pour les plantes : nom donné aux Lichens et autres épiphytes [1.196]
Voambolana 
Ohatra 
1Manana zazalahy vao maniry somotra manko izahay ao. [2.245]
2Izy moa dia be volombava, lava somotra izay, ka mety ho mampahatahotra izay tsy nahalala azy. [2.356]
Sampanteny 
Lahatsoratra