| Teny iditra | sondriana | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Voasintona sy voatana hifantoka amin' ny zavatra iray ny maso sy ny saina ka hadino ny zavatra hafa rehetra noho ny hafinaretana na noho ny fahagagana aminy: Sondriana erỳ izy nihaino ilay feon-kira mahalasa vinany. [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2010/12/17 |
|