|
|
|
|

Teny iditra songona
Sokajin-teny anarana
 Fihoarana ny hafa mifaninana amin' ny tena; fisosohana hihoatra ny hafa; fakana toeran' olona ho an' ny tena
Fanomezana vidiny ambony kokoa noho ny hafa: Songom-barotra [1.1]
 Action d'offrir plus qu’un autre dans un marché, enchère [1.3]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/16