|
|
|
|

Teny iditra songosongo
Sokajin-teny anarana
 Zavamaniry fanao fefim-boly izay feno tsilo ny tahony ary misy ditiny mandronono raha tapahina; ny voniny misy mena dorehitra, fotsy... [1.1]
 A prickly herb used largely for fences in Imerina, a decoction from which is used for gonorrhoea and indigestion. The juice is used as a blistering remedy, and also for bird-lime. [1.2]
 Petite plante épineuse dont on fait des haies, de la glue, et parfois des remèdes [1.3]
 Arbuste épineux assez ramifi [...] [tohiny 1.5]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Euphorbia milii
Tovy hevitra somana ~ somo
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14