|
|
|
|

Teny iditra soratsoratra (soratra)
Sokajin-teny anarana
  [1.1]
 [duplicatif fréquentatif] [1.3]
Ohatra 
1Misy soratsoratra tahaka ny tsipitsipika mahitsy hita amy ny petala amy ny ankabiazan' ny zavamaniry [1.357]
2Misy soratsoratra maharikoriko ny handriny fa mitsipika mainty manao sarin-tanambokovoko eo ambony masony. [2.895]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20